Dikan'ny teny : kady

Hampiditra dikany vaovao
1 na Kiady a: Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin'ny tany efa an'ny tena na tiana hofaritana ho an'ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo. • A-ro: lanao no kiadinay eto antanàna. - t.i.f.: Kadina, akady, voakady, kinady 1 manakady, fanakady, mpanakady 1 anakadiana, fanakadiana 1 mikady, fikady, mpikady 1 ikadia na, fikadiana / mahakady. - F.•p.: Kiady sy voninahitra: sady mpiaro no rehareha mahatonga hohajaina. J Kiady fa tsy tompon'ny sa-ha: mpiambina, mitovitovy amin'ilay hoe: mpiandry omby volavita: tsy tompony fa mpamerin-doha. ¶ M.h.: Voninahitra, tabiha, rehareha, sangs', endrika, olomanga, avara-pianarana, kintana telonohorefy, vato nasondrotry ny tany, trafo nasondrotry ny nofo, tolà-miadidy, varavara-miandraikitra, voara endriky ny saha, tata mo ravaky ny farihy, kitro j - faharana, vovonana iadian'ny lohany, varivary andrian'ny tafo, felatana-mangaika ny rantsana, trafo lelafin-ko mandina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel