Dikan'ny teny : kahamba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Korintsana mitovy amin'ny faray, saingy fohy kokoa satria volotsangana vaniny roa ihany. Misy fomba maro fampiasa azy: ahontsana, kapohina amin'ny riran-tanana, donina amin'ny totohondry; ny manan-talenta dia afaka mitotorebika amin'ny tongony sady mampiasa kahamba ny tanany. Maromaro ny anarany araka ny faritany: Kaiamba, kaihamba, kai-hiamba, tsakaihambs. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel