1 p,k: Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika. ΒΆ M.h.: Mahihitra, mahidY, kahidy, kafiry, matsitsy, katity, kely hiratra, kely hoho, kely tanana, mamaky akotry, manjaitra atody, mafy tanana, mafy fonosana, mihirim-belona, kongona.
Ahitsio