Dikan'ny teny : kaikerina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Kekerina (kaikitra) mt ih. (kaikero na kekero): Ketohina amin'ny nify: Nokekerin'ilay saka ratsy iny ny tanan-janakb. ? Tsindronina: Nokaikerin'ny moka ny handriko. ? Hanina: Kekerin'ny olitra mafy aho izany, ? Raisina amin'ny nify: Raha tsy voavaha amin'ny tanana, kekero ho afaka io lady io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel