Dikan'ny teny : kajakajaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kajakaja) mt. ih. (kajakajao): Karakaraina, ahina, raharahaina, kolokoloina feno fitandremana: Kajakajao tsara ny fanakareo, rankizy, fa nandaniana vola be ireny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel