Dikan'ny teny : kalalao

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina. (Anaran-kafa iantsoana azy: kalabe, kadradraka). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel