Dikan'ny teny : kamentsona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiteny mitsaontsaona tsy misy rindrany; finantsanantsanana fotsiny. ~ t.i f.: Kamentsonina, voakamentsona, tafakamentsona / mikamentsona, fikamentsona, mpikamentsona / ikamentsonana, fikamentsonana / mahakamentsona / kamentsomentsona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel