Dikan'ny teny : kanadianina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. canadien) a: Ny firenena monina amin' ny tanin'i Amerika avaratra (avaratr'i Etazonia):Ny ampahatelon'ny Kanadianina miteny frantsay, ny androatokony miteny anglisy. *p• t.: Momba an'i Kanada, an'i Kanada na avy any Kanada: Ny fanamboarana taratasy no orinasa kanadianina lehibe indrindra noho ireo ala lehibe sy maro any aminy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel