Dikan'ny teny : kanakana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony (anaran-kafa iantsoana azy: gana, ganagana, vorombazaha). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel