Dikan'ny teny : kanefa

Hampiditra dikany vaovao
1 Kandrefap.mt: Entimampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra 1koto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jer. anefa, nef a, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin'ny kanefa ara-ka izao). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel