Dikan'ny teny : kaody

Hampiditra dikany vaovao
1 Kaodikaody p.t.: Matahoi!ahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin'ny olona: Kaodikaody izay izy tamin' ny mbola tanora - t.i.f.: Mikaodikaody, fikaodikaody, mpikaodikaody ( ikaodikaodiana, fikaodikaodiana ) mahakaodikaody. ΒΆ M.h.: Haolo, milodilody. Kaodikaody: Haodihaody, haolohaolo, maodimaody, vodivodiana, mahimahina, madimadina, marimarika, manahinahy, somaingisaingy, matahotahotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel