Dikan'ny teny : kaonkaona

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanenon'ny biby sasany, toy ny vorontsiloza; kaikaika tsy misy fiatoana. 6 Li. f.: Tafakaonkaona )mikaonkaona, fikaonkaona, mpikaonkaona)ikaonkaonana, fikaonkaonana ) mahakaonkaona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel