Dikan'ny teny : kaonserva

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. conserve) a.: Hena na trondro na voankazo na hanina efa nomanina ka atao anaty boaty vifotsy tsy idiran-drivotra mba ho azo tehirizina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel