Dikan'ny teny : kapa

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazan-kiraro izay tsy feno ny tampon-tongony. i t. if.: Mikapa. Ahitsio
2 a.: Karazam-pamelezana fanaon'ny mpanao daka, ka ny voditongotra no itsenana ny ranjon'ny ankilany. * F.-p.: Kapa tokana: karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin'ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa. Ahitsio
3 a: Fandidiana amin'ny famaky na antsibe: Ratsy kapa ity hazo ity izany. - t.i.f.: Mikapa, fikapa, mpikapa 1 ikapana, fikapana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel