Dikan'ny teny : kapila

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Vakina hodi-boatavo mena ataon'ny olona toham-baliha na tsentsin-tongobolo. • Karazana famaranjava-madinika, toy ny sira... * h.o.: Olona mahia na maivan-doha (toy ny kapilamboatavo). ? h.i.: Tafotanimanga fisaka. - F.-p.: Kapila hazo: hazo vita efa-joro atao tafontrano. / Kapila manan-tsaina: teny an'ohatra enti-milaza ny sofina. / Kapilam-barauarana: ny kibom-baravarana. * Ohab,: Kapila uoahitsaka: mirefotra ihany fa any ambany faladia: enti-milaza olona maivan-doha mihevi-tena ho zavatra: mipentsompentsona ihany, saingy tsy asian'ny olona vidiny. Ahitsio
2 a.: Vakim-boatavomonta fanao solon-tavoara fasian' ny ntaolo menaka na sirs. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel