Dikan'ny teny : kapoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Vono atao amin' ny tanana na zavatra (hazo, karavasy...) azera amin'ny olona. i tif: Kapohina, akapoka, voakapoka, kinapoka , taf akapoka / manakapoka, fanakapoka, mpanakapoka / anakapohana, fanakapohana / mikapoka, fikapoka, mpikapoka / ikapohana, fikapohana / miankapoka, fiankapoka, mpiankapoka / iankapohana, fiankapohana 1 mahakapoka. * F.-p.: Kapoka mirivirivy: famelezana sy famonoana mafy axy tsy tambo hisaina. / Kapoka omby: kapoka a-tao amin'ny omby, ary ilazana koa ny famelezana tsy misy fitandremana kely akory. / Kapo-tandrimo: enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel