Dikan'ny teny : kaporaly

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, caporal) a,: Ambaratongam - pahamboniana na gradin'ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan'ny Kaporaly-Sefo amboniny sy ny miaramila kilasy voalohany; mitovy laharana amin'ny Quartier-Martre faharoa amin'ny tafika an-dranomasina (fer, Grady). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel