Dikan'ny teny : kaporaly-sefo

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, caporal-chef) a,: Ambaratongam-pahamboniana na gradin'ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny SerizĂ  izay amboniny sy ny Kaporaly tsotra ambaniny; mitovy laharana amin'ny Quartier-Maftre kilasy voalohany amin'ny tafika andranomasina (jar. Grady). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel