Dikan'ny teny : kapy

Hampiditra dikany vaovao
1 (t.tr,) p.t: Mahia, manify kely, kapilany. Ahitsio
2 (t.tr.) a: Teny enti-milaza olona azo babo, sambobelona ivelan'ny ady. Ahitsio
3 sy Kapikapy a.: Hena mahia sady mafy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel