Dikan'ny teny : karakara

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitandremana fanasoavana manokana atao amin'ny olona na biby na zavatra na raharaha: Ataouy tsara karakara ny fambolentsika, Rakoto. - t.i.f.: Karakaraina, voakarakara, kinarakara I mikarakara, fikarakara, mpikarakara / ikarakarana, fikarakarana / mahakarakara 1 makarakara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel