Dikan'ny teny : karao

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. carreau) a.: Vy voavoatrahatao fipasohana. Ahitsio
2 Ny karao dia fonjam-by fisaka matevina miendrika telozoro misy tangozany eo an-tampony izay atono amin'ny afon'arina mba hipasohana sy hanalana oritra ny akanjo avy nosasaina na notehirizina tao am-bata. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel