Dikan'ny teny : karatoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Bara hazo mif antsika amin'ny kopa-baravarana iray ka mahazo mihetsika sy mihodina, ka rehefa alatsaka na akaratoka ary miditra amin'ny vy mihonkona amin'ilay kopa-baravarana iray hafa, dia mahatonga ny varavarana hihidy mafy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel