Dikan'ny teny : kardinaly

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. cardinal) a.: E-veka na indraindray koa aza Pretra, voatendrin'ny Papa hiara-mitondra aminy ny E-glizy, ary mifidy sady azo fidina ho Papa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel