Dikan'ny teny : karemy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. carême) a.: Fe-potoana efapolo andro manomboka ny Alarobian'ny lavenona ka miafara amin'ny A-sabotsy masina, ifadian'ny kristianina katolika hanina sy hena isan-jomà ho fanaovana asa fivalozana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel