Dikan'ny teny : karenjy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fivezivezena atsy sy aroa • Fandehanana ara-ka izay tiana. 1 Fanaram-po tafahoatra, filibana amin'izay lalana aleha. - t.i.f.: Karenjena, akarenjy, voakarenjy, tafakarenjy/manakarenjy, fanakaxenjy,mpanakarenjy 1 anakarenjena, fanakarenjena / mikaxenjy, fikaxenjy, mpikarenjy likaxenjena, fikarenjena / mahakaxenjy 1 karenjirenjy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel