Dikan'ny teny : karetsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Hidim-baravarana misy vatany roa: ny iray lahimp an alahidy mih ombo amin'ny lelavaravarana, ny iray kosa fidirany mihombo amin'ny batana, ka rehefa mitsofoka ao amin'ilay fidirany ny lahimpanalahidy dia mihidy ny trano. Ahitsio
2 a: Fandehanana haingana, dia miverina tsy ela; fifamoivoizana amim-pahakingana ary mailaka. - t.i.f : Karetsahina, akaxetsaka, voakaretsaka, tafakaretsaka / mikaretsaka, fikaretsaka, mpikaretsaka / ikaretsahana, fikaretsahana 1 mifanaretsaka, fifanaretsaka 1 ifanaretsahana, fifanaretsahana 1 mahakaretsaka / karetsadretsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel