Dikan'ny teny : karibonetra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. carbonate) a.: Vovo-panafody fotsifotsy fandevonan-kanina, izay ataon'ny olona matetika amin'ny sakafo toy ny mangahazo mba hampahalemy azy na hampitombo azy hisavovona rehefa masaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel