Dikan'ny teny : karoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fangaronana na fanatsinkafonana ny farany ambany ao anatin'ny zavatra iray; fizahana, fitadiavana. 1 ti.f: Karohina, karofana, akaroka, voakaroka, tafakaroka / mikaroka, fikaroka, mpikaroka I ikarohana, fikarohana 1 mahakaroka 1 karokaroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel