Dikan'ny teny : kasa

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Mitovy hevitra amin'ny saika: kely foana sisa tsy...: Kasa nianjera tao anaty hady aho raha tsy nahatana ilay uatan-kaxo maniry eo ambony andrefana. Ahitsio
2 ft.: Zavatra noheverina, fisainana mialoha hanao...; faniriana voavolavolan'ny saina. 1 Kasaina, akasa, voakasa, kinasa 1 mikasa, fikasa, mpikasa 1 ikasana, film-sana / mahakasa 1 kasakasa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel