Dikan'ny teny : katraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feo heno mikepoka amin'ny fianjeran'ny zavatra mafy anankiray amin' ny zavatra mafy iray hafa. - t.i.f : Katrahana, akatraka, voakatraka 1 manakatraka, fanakatraka, mpanakatraka 1 anakatrahana, fanakatrahana 1 mikatraka, fikatraka, mpikatraka / ikatrahana,fikatrahana 1 mahakatraka I katrakatraka I mikatrakatraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel