Dikan'ny teny : katrana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Akotry afafy amin' izao fa tsy mba nalona ho vaky vazana, - F.-p.: Fafy katrana: fomba famafaz ana vary atao matevina, izany hoe betsaka no indray atsipy, satria noho izy tsy vaky vazana dia mety tsy hitsimoka daholo. / Manao fafy katrana: mamafy betsaka befahatany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel