Dikan'ny teny : katraoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Feo re avy amin' ny tongo-tsoavaly na ny kiraro mandeha amin'ny tany mafy na vato. - t.i.f.: Akatraoka / mikatraoka, fikatraoka / mahakatraoka 1 katraotraoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel