Dikan'ny teny : katrohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (katroka) mt. ih. (katrohy): Donina: Nokatrohan'ilay fiarabe ny fiarakelinay ka nivadika. • Asiana: Nokotrohany totohondry ny oron-janany ka vaky ra. ~ Hanina, atao amin-joto sy amin-kafanam-po: Nokatrohan'ny adalavauy ny vary iray lovia be makadiry ka najifa tery. / Nokatrohan'izy teio lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivetY foana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel