Dikan'ny teny : katroka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy. a t t f : Katrohana, akatroka, voakatroka, tafakatroka 1 mikatroka, fikatroka, mpikatroka / ikatrohana, fikatrohana I katrokatroka 1 manakatrokatroka, fanakatrokatroka 1 anakatrokatrohana, fanakatrokatrohana 1 m'rkatrokatroka. Ahitsio
2 p.t.: Fano isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel