Dikan'ny teny : kavina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Firavaka atevika amin'ny ravin-tsofina ambany. ΒΆ M.h.: Kiviro. i tif : Kavinana, akavina, voakavina 1 manakavina, fanakavina, mpanakavina 1 anakavinana, fanakavinana 1 mikavina, fikavina, mpikavina 1 ikavinana, fikavinana 1 mahakavina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel