Dikan'ny teny : kehina

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tomanimany, fikonetahana na fikonainaika mitohitohy. 1 t.if.: Akehina, tafakehina / mikehina, fikehina, mpikehina I ikehenana, fikehenana / mahakehina / kehinkehina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel