Dikan'ny teny : kelihomandra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazan-javamaniry izay malazaho mahomby amin'ny fampitsaharana ny ra mivoaka amin'ny ratra na ny tahaka izany. (E-thulia conyzoides L.). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel