Dikan'ny teny : kitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanakorontanana na fanaovana izay hampifamalY sy hampiady. • Kilema, tsiny: Ixaho tsy hibaby kitra ny aminao. • h.o.: Trosa. • Angely ampiadina. - t.i.f.: Kitraina, akitra, voakitra 1 manaldtra, fanakitra, mpanakitra 1 anakitrana, fanakitrana 1 mikitra, fikitra, mpikitra 1 ikitrana, fikitrana 1 mahakitra 1 kitrakitra. Ahitsio
2 a.: Lalao baolina dakantongotra fa tsy azo raisintanana, lalao baolina boribory. Ahitsio
3 (t.tr.) p.t.: Botry ratsy. ? Karaodraoka, kitika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel