Dikan'ny teny : kitrana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feo heno amin'ny fifandonan-javatra (toy ny sotro, vilia); fimenomenon' ny ankizy maro tafahaona, na ny zavatramaro miparitadritaka etsy sy eroa. - t.i.f.: Kitranina, akitrana, voakitrana, tafakitrana 1 manakitrana, fanakitrana, mpanakitrana 1 anakitranana, fanakitranana / mikitrana, trana, mpikitrana 1 ikitranana, fikitranana 1 mahakitrana 1 kitrankitrana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel