Dikan'ny teny : kitranina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kitrana) mt ih. (kitrano): Ampanenoina amin' ny fampifandonana: Aza kitranin'Ialahy ny louia fa mahamenatra olona • Ahetsiketsika, akofokofoka, akorontana: Nokitranin' ny zanany tao ny bokiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel