Dikan'ny teny : kitro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin'ny tampona anankiroa tsy mifanitsy. i ti.f.: Kitroina, voakitro 1 mikitro, fikitro, mpikitro 1 ikitroana, fikitroana 1 mahakitro. Ahitsio
2 a: Faritramafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an'ny omby ny kitron-tsoavaly. ? Zavatra toy ny holatra maniry eo amin'ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin'ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin'ny asa tany nataoko omaly, • Loto efa mandry ka tonga mafy amin'ny vody nify. - t.i.f.: Kitroana, kotroana I kitroina. * F.-p,: Kitro ifaharana: enti-milaza ny olona natao hiankinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel