Dikan'ny teny : kivalavala

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Be vazivazy, be vosobosotra somary tsy mendrika, olona tsy ampoka. Ahitsio
2 a: Fefifefy amarita• na tan àna na voly. Ahitsio
3 a.: Anja-by lavalava fanaovana tefy madinidinika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel