Dikan'ny teny : kizahasina

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btm) a.: Hazo lehibe mahafinaritra mety hahatratra roapolo metatra ny haavony ary dimampolo santimetatra ny tsipika mamaky ny afovoany; manimanitra izany ny fofon'ny voany ary misy voamadinika mety hahazoana menaka mifanahatahaka amin'ny dibera (Symphonia sp). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel