Dikan'ny teny : kizanajanaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Sariolona na saribakoly ataon'ny ankizy, indrindra ny ankizivavy, la-lao sy lazainy fa zanany ka babeny na trotroiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel