Dikan'ny teny : koa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fianjerana mikororosy, fidabohana rehefa avy miendaka. - t.i.f.: Akoa, voakoa 1 manakoa, fanakoa, mpanakoa 1 anakoavana, fanakoavana l mikoa, fikoa, mpikoa 1 mahakoa, koakoa. Ahitsio
2 ppt. sy p.mt.: Teny miandoha fehezanteny ka ny heviny dia hoe "ary raha efa izany": Koa hoy Andriamanitra tamin'i Adama sy Eua ? Teny eo aorian'ny teny iray hafa ka midika hoe: "fanampin'izanY, mitovy amin'izany": Handeha koa aho raha mandeha ianao. ? "Noho izany": Osa sy malemy izahay ry Tompo, koa ampio ny fahasoauanao! ? Teny fanao mialoha ny famaranankevitra rehefa voalaza ny antonanton'ny renin-kevitra sy ny zana-kevitra: Koa tsy ho very ue raha tahaka izany ny fombao-drazantsika? / Mety diso rehefa rnety ho olombelona, ary ianao dia olombelona, koa amin'izany, mety diso ianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel