Dikan'ny teny : koba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vary voatoto malemy dia malemy: Mbola koba ihany no hanin'io marary io. ? Mofo vita amin'izany totom-bary izany: Tiako ny mofo koba misy uoanjo. ? h. i.: Dity atao amin'ny totombary. ? h.o. sy p. t.: Tsy afapanadinana: Koba Rakoto tamin'ny fanadinana ka nampalahelo. i t i. f : Kobama / manakoba, fanakoba, mpanakoba 1 anakobana, fanakobana 1 mabakoba 1 kobakoba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel