Dikan'ny teny : kobabaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fimenomenonana sy fikotabana noho ny fahavoazana nihatra tamin'ny tena. ? Fampisehoana hadodonana ho fanajana sy fitiavana. & tif: Kobabahina 1 mikobabaka, fikobabaka, mpikobabaka 1 ikobabahana, fikobabahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel