Dikan'ny teny : kobana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fihetsehan'ny rano indray efa nandry nilamina tsaxa; fahalalahana amin'ny akanjo; fihontsanana amin' ny atody; fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio rehefa avy voakosoka. 6 t,tf.: Kobanina, akobana, voakobana, kinobana 1 manakobana, fanakobana, mpanakobana 1 anakobanana, f anakobanana 1 mikobana, fikobana, mpikobana / ikobanana, fikobanana 1 mahakobana 1 kobankobana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel