Dikan'ny teny : kobanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kobana) mt ih. (kobano): Atsikebona ka miloatra daholo ny loto ao aminy: Nokobanin'ny ankizy ny rano tao am-pantsakana ka na-loto. ? Hetsiketsehina: Kobany ao anaty barika ny rano hanasana azy. ? Ahontsankontsana: Kobano ny fanafody alohan'ny hisotroana azy. ? (lamba sasana) Atsoboka ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony: Kobanina ny lamba rehefa uita ny fikosehana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel