Dikan'ny teny : kobilaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kobila) mt. ih. (kobtilao): Voaforiporitra, voavilavila, voaviravira: Nokobilain'ny ankizy ny satrok'ilay namany. ? Levilevena tsy itondrana roa: Kobilain'ny mpampiasa azy isan'andro ixao Rakoto. ? Roridroritina, saritahina: Nokobrlain'izy rehetra aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel